Fahagagana

Ny Baiboly dia feno fahagagana izay maneho fa velona Andriamanitra. Izy ilay Andriamanitra manao ny tsy misy ho misy!Ampiasainy ny zavatra rehetra ahasoa. Maniry ny hitahy anao Izy! Ny "Fahagagana Isan'Andro" dia manampy hampitombo ny finoanao sy ny fiainanao ny fanatrehan'Andriamanitra ary ny Heriny!

⛔Ajanony ny alahelo ! 😄

Tia anao Andriamanitra, ary rehefa tonga saina ny amin’ny hasarobidin’ny fitiavany anao ianao, dia mamokatra hafaliana lehibe

Feno fahendrena ve ianao ? 🤔

Androany, mivavaka aho mba ho tsapanao ny herin’ny fitiavan’Andriamanitra, ry namako.

Miandry anao izao tontolo izao 🌍

manome fandresena anao ny finoanao, mitahy ny manodidina anao ary manova izao tontolo izao.

Avelao izy hiazakazaka… 🏃‍♂️

manomboka tonony ny teny fampanantenan’Andriamanitra eo amin’ny fiainanao, dia ario amin’ny finoana ireny tahotra sy lainga izay tian’ny devoly inoanao ireny.

Nameno solika ve ianao ? ⛽️

Ny finoana no manavao ny hery hahafahanao mandroso hatrany. Toy ny soliky ny lanitra =)

Aza adino ny epinara ! 💪🏻

mampahery anao aho mba haka minitra vitsivitsy hihainoana ny feon’Andriamanitra amin’ny alalan’ny teniny.

Miiba ve sa miabo ny finoanao? 📺

Faly Andriamanitra rehefa matoky Azy sy mitady Azy amin’ny fonao rehetra ianao!

Fantatrao ve io tsiambaratelo io?

Fantatrao ve ny tsiambaratelon’ny voan-tsinapy ? Ny voan-tsinapy dia mahafantatra ny maha izy azy

Mandraisa kahie sy penisilihazo !

Mamporisika anao aho hanao dingana hanoratra izay rehetra tonga ao am-ponao amin’ny fotoam-bavakao.