Ny Baiboly dia feno fahagagana izay maneho fa velona Andriamanitra. Izy ilay Andriamanitra manao ny tsy misy ho misy!Ampiasainy ny zavatra rehetra ahasoa. Maniry ny hitahy anao Izy! Ny "Fahagagana Isan'Andro" dia manampy hampitombo ny finoanao sy ny fiainanao ny fanatrehan'Andriamanitra ary ny Heriny!
Efa an-dalana ny valiny !
Rehefa tafaray amin’ny afon’Andriamanitra ny afonao dia azo antoka ny valiny!
Efa nalefanao ve ny aro afonao ?
Ny afon’i Jehovah eo amin’ny fiainanao dia mamono ny afo miredareda alefan’ny fahavalo hamely anao !
Rindrina Afo manodidina anao !
ny Afony dia fahazavana sy voninahitra ho anao fa haizina kosa ho an’ny fahavalo !
🧽Fantatrao ve ny “Savon de Marseille” ?
Hanadio anao tanteraka hatrany anaty ny afony, ary ny fiainanao hanana ny hanitra tsara indrindra izay mety azo nofisina.
Mirehitra ve ianao ?
Efa nahare an’Andriamanitra niteny tamin’ny fonao ve ianao ?
Ary raha mpanamory fiaramanidina ianao ?
manetsika ny fiarovan-tena ny vavaka ! Noho izy dia hanana fahaiza-manavaka bebe kokoa ianao, ary handray fitarihana avy amin’ny Tompo.
Inona ny anarana entin’ny sabatrao ?
Ry namako, fotoana izao ampiasana ny sabatrao, ifikiranao amin’ny fampanantenan’Andriamanitra ho an’ny fiainanao.
Raiso ny ampingan’ny Finoanao !
Tohizo ny ady tsaran’ny finoana, ry sakaiza. Ao amin’i Jesosy, dia azo antoka fa hahazo ny fandresena ianao.
🏋🏻♀️ Mahazaka 100 kg ve ianao?
Jesosy mihitsy no ampahany lehibe sy fototra amin’ny fiadian’Andriamanitra.