Ny Baiboly dia feno fahagagana izay maneho fa velona Andriamanitra. Izy ilay Andriamanitra manao ny tsy misy ho misy!Ampiasainy ny zavatra rehetra ahasoa. Maniry ny hitahy anao Izy! Ny "Fahagagana Isan'Andro" dia manampy hampitombo ny finoanao sy ny fiainanao ny fanatrehan'Andriamanitra ary ny Heriny!
🧐 Efa ningitrika ve ianao?
Ry namako, na any am-piasana ianao, na ao an-trano na any am-pialan-tsasatra dia arovy mandrakariva ny fiombonanao amin’Andriamanitra.
😘📱Nanao “selfie” ve ianao?
Anio, aoka ny masonao hifantoka amin’Ilay tena zava-dehibe: Andriamanitra; ary amin’ny alalany no hahafantaranareo ny zavatra rehetra.
Hotantaraiko anao ny tantara…
Tadidinao ve ny fitiavanao mihaino tantara tamin’ny mbola kely ?
Miravoravoa !
Te hampifaly anao Andriamanitra. Hameno anao isan’andro anie ny fifalian’Andriamanitra mahatehotia.
Eny ary, afaka manokatra ny masonao ianao !
Ny fahasambarana fahenina dia mifono fampanantenana be voninahitra, izay mifandray amin’ny fifaliana ny amin’ny fahitana an’Andriamanitra.
Fahamarinana sa famindram-po?
Rehefa mampihatra io karazana famindrampo io àry isika dia miseho ny tena fahamarinan’Andriamanitra.
Sitrakao ve ny … ?
Ny Fahasambarana fahatelo noho izany dia mamporisika antsika hanana hatsaram-panahy miavaka ary fiainam-baovao sy voatahy amin’ny alalan’izany.
😢Aza mitomany intsony 😊
mandalo toe-javatra sarotra izay mampitomany sy mampikorotana antsika tokoa isika indraindray fa ao amin’i Jesosy no ahazoantsika fampiononana.
💰 Mahantra sy manan-karena ianao !
Io fanambarana voalohany nataon’i Jesosy io dia manana hery hanova tanteraka ny fiainanao.