Fahagagana

Ny Baiboly dia feno fahagagana izay maneho fa velona Andriamanitra. Izy ilay Andriamanitra manao ny tsy misy ho misy!Ampiasainy ny zavatra rehetra ahasoa. Maniry ny hitahy anao Izy! Ny "Fahagagana Isan'Andro" dia manampy hampitombo ny finoanao sy ny fiainanao ny fanatrehan'Andriamanitra ary ny Heriny!

👀Mino mba hahita !

Ry namako, aza miandry mahita vao mino : minoa dia hahita ianao !

🙌🏻 Ao anatin’ny Anarany ny fanasitranana !

Ry Namako, efa nandoa ny vidiny Jesosy ! Raha marary ianao, mifikira amin’izany fampanantenana izany ary ambarao eo amin’ny fiainanao izany.

🚪Mandrosoa, aza mijanona eo am-baravarana

Zanaka tiana ianao. Ary amin’ny maha zanaka anao indrindra dia asaina ianao hiseho eo anatrehan’ilay Rainao izay any an-danitra anio.

🛁 Fotoana fandroana izao !

Eny, anio, aoka ny fitiavan’Andriamanitra hameno anao ary zarao amin’ny hafa izany.

🍷 Aoka hesorina amiko ity kapoaka ity !

Ry namako, mitondra fifaliana lehibe ho an’ny fon’Andriamanitra ianao !

🌥 Fiainana mandrakizay miaraka aminao…

Ry namako, tena tia anao Andriamanitra ka tsy te hisaina ny mandrakizay tsy misy anao Izy !

👑 Aza adino ny satroboninahitra !

Ry namako, hitaro ny Fanjakany eo amin’izay misy anao ankehitriny.

😉 Miavaka ianao !

Ry namako, ny hetaheta an’Andriamanitra sy ny Teniny dia manomana anao handray ny fitahian’Andriamanitra.

❌ Tsy hisy intsony !

Ho anao ry namako Malagasy, eny ho anao manokana no ilazako fa maniry ny hanangana ny fiainanao Andriamanitra anio.