Ny Baiboly dia feno fahagagana izay maneho fa velona Andriamanitra. Izy ilay Andriamanitra manao ny tsy misy ho misy!Ampiasainy ny zavatra rehetra ahasoa. Maniry ny hitahy anao Izy! Ny "Fahagagana Isan'Andro" dia manampy hampitombo ny finoanao sy ny fiainanao ny fanatrehan'Andriamanitra ary ny Heriny!
🎻 Inona no hovainao?
Te hangataka amin’Andriamanitra ve ianao mba hanala anao ao anatin’ny adin-tsaina Izy?
😷 Ny valan’aretin’ny taonjato faha-20
Matokia raha efa nitondra am-bavaka ilay toe-javatra ianao, Andriamanitra dia… ary hifehy izany.
Ambarao ny Teniny !
Ry namako, fahagagana maro no miandry anao ! Ho feno ny Teniny sy fankasitrahana ho an’izay hataony amin’ny fiainanao anie ny teninao
🧐 Atao sa tsy atao? Izay no fanontaniana !
Raha tsapanao fa tsy manana io firindrana io ny fiainanao, tianao ve ny hanandrana ny hiaina sy hamelabelatra ireo teboka nozaraina etsy ambony manomboka anio ?
Inona ny ranomanitra hanaovanao?
Eny, ry namako, isika no fanasin’ny tany, ka noho izany dia tokony hisy io sira io koa ny teny aloaky ny vavantsika !
🗣Aza mivazavaza !
Ry Namako, tianao koa ve Andriamanitra hanavao ny fomba firesakao amin’ny familiana anao hiala amin’izay mandoto ny teninao?
🎯 Manan-danja ny teninao !
Ry namako, mivavaka aho mba ho tenim-pitahiana hatrany no hikoriana avy amin’ny loharanon’ny vavanao !
🔊 Inona no ambaranao ?
Ry namako, ho fifaliana ho an’Andriamanitra, ho an’ny fiainanao ary ho an’ny manodidina anao anie ny vokatry ny molotrao !
🌍 Tamin’ny voalohany…
Sahala amin’Andriamanitra, dia manana hery lehibe koa ny tenintsika !