Ny Baiboly dia feno fahagagana izay maneho fa velona Andriamanitra. Izy ilay Andriamanitra manao ny tsy misy ho misy!Ampiasainy ny zavatra rehetra ahasoa. Maniry ny hitahy anao Izy! Ny "Fahagagana Isan'Andro" dia manampy hampitombo ny finoanao sy ny fiainanao ny fanatrehan'Andriamanitra ary ny Heriny!
🤭 Lainga 11
Eny, ry namako, esory tsy ho eo amin’ny fiainanao ny lainga. Tsy misy tsara indrindra noho ny milaza ny marina mba hiaina eo ambany fiarovana sy fitahian’Andriamanitra.
🍽 Efa vonona ny latabatra !
Ry namako, ankafizo ny fahatsaran’Andriamanitra eo amin’ny fiainanao ! Tsy tiany ianao hionona amin’ny famakiana ny momba Azy fotsiny.
⛺️ Andao hilasy !
Andriamanitra dia mpiaro anao ! Miady ny adinao Izy ary miaro anao amin’ny alehanao rehetra.
☎️ Maheno ahy ve ianao?
Ry namako, maheno anao Andriamanitra. Mety miteny ianao hoe mivaingana toy ny finday namboarina tamin’ny fasiana yaorta ny fiainam-bavakao…
📖 Fantatrao ve ny Salamo faha-34?
Ry namako, ny fiderana ataonao dia manokatra ny varavaran’ny lanitra ho an’ny fiainanao.
😮 Marina ny voalazanao!
Ry namako, mahereza, aza manahy! Anio, enga anie ny fahendrena hameno ny fiainanao ary ny voany anie hiaro anao amin’ny adin-tsaina rehetra.
🥘 Navelanao ambonin’ny afo ny vilany !
Eny ry namako, avelao Andriamanitra hanala ny fanahiana eo amin’ny fiainanao anio mba hanomezany anao ny Fiadanany izay sarobidy indrindra.
👍🏻 Apetraho izany aloha…
Ry namako, rehefa tototry ny olana ianao, apetraho izany ary mifantoha amin’ny fomba hanompoana an’Andriamanitra sy ny hafa.
🍍 Inona ny voankazonao?
Ry namako, esory ny tsilo amin’ny fiainanao anio! Esory ao an-tsainao izay miteraka adin-tsaina sy manakana anao tsy haneho tanteraka ny toetranao vaovao ao amin’i Kristy.