Ny Baiboly dia feno fahagagana izay maneho fa velona Andriamanitra. Izy ilay Andriamanitra manao ny tsy misy ho misy!Ampiasainy ny zavatra rehetra ahasoa. Maniry ny hitahy anao Izy! Ny "Fahagagana Isan'Andro" dia manampy hampitombo ny finoanao sy ny fiainanao ny fanatrehan'Andriamanitra ary ny Heriny!
🙈 Ny haizina manodidina…
Ry namako, te hameno anao amin’ny Fahazavany sarobidy Andriamanitra anio. Maniry hanala izay endrika haizina rehetra eo amin’ny fiainanao izy,
🔦 Matahotra ny aizina ve ianao?
Eny, mazava Andriamanitra, ary ny fahazavany dia te-hamirapiratra aminao sy hitarika anao isan’andro amin’ny fiainanao, amin’ny dingana rehetra ataonao.
🔥 Tahaka ny ahoana Andriamanitra?
Ry namako, enga anie hifototra Aminy mandrakariva ny maha-ianao anao fa tsy amin’izay lazain’ny hafa momba anao!
🕵🏻♀️Mampitaha tena amin’iza ianao ?
Ry namako, tia anao amin’ny fomba tsy manam-paharoa Andriamanitra.
📕 Aza tsaraina amin’ny fonosany ny boky !
Ry namako, mijere mihoatra alavitry ny fonosana ! Maka fotoana hamakivakiana ireo pejin’ny fiainan’ny olona manodidina anao, mba hahafahana mamantatra ny tena ao anatin’izy ireo.
✌🏻 Inona no ambaran’ny fihetsikao ?
Eny, ry namako, mba ho hita taratra eo amin’ny fiainanao anio anie ny voninahitr’Andriamanitra !
💁🏻♀️ Tia misehoseho ivelany ve ianao ?
Ry namako, Andriamanitra dia te hampiboiboika fiainana ao am-ponao ! Diniho fa tsy voasotra hoe « ety ivelany » fa « ao am-ponao ».
🗺 Ny sarintan’ny harena miafina…
Eny, ry namana, ny fahendrena dia harena! Ary sarintany ihany koa mba ahafahanao mahita ireo harena hafa efa nomanin’Andriamanitra ho an’ny fiainanao.
🏆 Volamena mangarahara?
Eny, ry namako, atombohy amin’ny fiainanao anio tahaka izay ho ataonao rehefa any an-danitra!