Fahagagana

Ny Baiboly dia feno fahagagana izay maneho fa velona Andriamanitra. Izy ilay Andriamanitra manao ny tsy misy ho misy!Ampiasainy ny zavatra rehetra ahasoa. Maniry ny hitahy anao Izy! Ny "Fahagagana Isan'Andro" dia manampy hampitombo ny finoanao sy ny fiainanao ny fanatrehan'Andriamanitra ary ny Heriny!

🕑 5 minitra miaraka amin’Andriamanitra

Ry namako, ny Mpamorona ny fotoana dia te-handany fotoana miaraka aminao! Manatrika anao Izy.

🛡 Ny Tompo no miady ho anao

Ry namako, mety ho kivy ianao androany ka te hitaraina sy hanome tsiny an’Andriamanitra fotsiny ny manjo anao… nefa aza manao izany ! Aza miady amin’Ilay miady ho anao!

🕊Maniraka ny anjeliny ho anao Andriamanitra!

Eny, ry namako, toy ny anjely ianao ho an’ireo anjely! Tena manan-danja tokoa ianao amin’ny maha-zanak’Andriamanitra anao

🙌🏻 Natolotr’Andriamanitra anao ny ainy!

Eny, nanome ny ainy Andriamanitra mba hahavonjy ny ainao!

🔆 Mandroaka ny haizina ny fahazavany !

Ry namako, na tsara na ratsy ny toe-javatra lalovanao, dia afaka manova rivo-piainana amin’ny alalan’ny fihetsika tsotra ianao : dia ny mampifantoka ny masonao amin’i Jesosy izany.

🔥 Afo ao anaty haizina!

Ry namako, aoka ho mavitrika ny fanahinao! Na dia tsapanao aza fa tsy misy afa-tsy haizina manodidina anao, ny fotoana laninao isan’andro miaraka amin’ny Tompo dia hahatonga ny afon’ny fitiavany hiredareda bebe kokoa eo amin’ny fiainanao.

🤕 Sitrano ny ratranao anio!

Ry namako, tonga ny fotoana hametrahana izany eo amin’ny mazava ! Tsy araka izay fomba rehetra anefa, fa amin’ny fahendrena…

Ny ady tsara ny finoana

Ry namako, mitsangàna am-pinoana manoloana ireo fanafihan’ny herin’ny maizina eo amin’ny fiainanao.

🎬 Inona no andian-tantara jerenao?

Ry namako, manapaha hevitra mba tsy hifandray amin’ny maizina! Mivavaka aho mba afaka izay haizina rehetra amin’ny fiainanao,