Ny Baiboly dia feno fahagagana izay maneho fa velona Andriamanitra. Izy ilay Andriamanitra manao ny tsy misy ho misy!Ampiasainy ny zavatra rehetra ahasoa. Maniry ny hitahy anao Izy! Ny "Fahagagana Isan'Andro" dia manampy hampitombo ny finoanao sy ny fiainanao ny fanatrehan'Andriamanitra ary ny Heriny!
🙌🏻 Aoka ho afaka ianao!
Ry namako, afaho amin’ny fanamelohan-tena ny tenanao androany! Raha manenjika anao ny fahadisoana taloha, dia tadidio fa efa namela sy nanadio anao Andriamanitra.
Aiza ireo niampanga anao ?
Ry namako, rehefa te hitora-bato anao ny olona, dia tsarovy fa Jesosy efa namela anao.
👆🏻1% ihany…
Ry namako, tsy afaka mijanona toy izao ianao : anio no andro tokony hiarovanao tena !
✋🏻 Aza manaiky ho voampanga!
Ry namako, mijoro eto Andriamanitra ho anao! Tsy miampanga anao na manameloka anao Izy, fa mifona ho anao.
🚫 Tsy misy fanamelohana…
Eny, ry namako, tsy misy toerana eo amin’ny fiainanao ny fiampangana sy fanamelohana! Efa nisy nisolo ny vidiny ho anao.
👑 Mpanjaka sy mpisoron’ny Mpanjakan’ny mpanjaka
Ry namako, nantsoina hanjaka miaraka amin’i Jesosy ianao. Ary tsy rehefa any an-danitra ihany fa izao ankehitriny izao.
🤫Anao ireo zava-miafin’ny fanjakan’Andriamanitra
Te ahazo izany fanambarana avy amin’Andriamanitra izany ve ianao ?
🙊 Ateraka indray
Ry namako, rehefa ateraka indray ianao dia, manana alalana amin’ny fahamarinana tena mahafinaritra dia ny : Fanjakan’Andriamanitra.
🤔 Ny lojikan’Andriamanitra
Ry namako, rehefa manome laharam-pahamehana ny Fanjakan’Andriamanitra ianao eo amin’ny fiainanao, dia milamina ho azy ny zavatra rehetra ambiny.