Fahagagana

Ny Baiboly dia feno fahagagana izay maneho fa velona Andriamanitra. Izy ilay Andriamanitra manao ny tsy misy ho misy!Ampiasainy ny zavatra rehetra ahasoa. Maniry ny hitahy anao Izy! Ny "Fahagagana Isan'Andro" dia manampy hampitombo ny finoanao sy ny fiainanao ny fanatrehan'Andriamanitra ary ny Heriny!

😎 Izay tsy hitan’ny olona, na reny…

Ry namako, izany ihany koa no fifandraisana tian’Andriamanitra hananana aminao.

🕊 Fiadanana anie ho aminao !

Ry namako, te hanafy hery anao Jesosy. Manatona anao ao anatin’io fahalemenao io Izy ary miteny aminao hoe : “Ry ilay malala indrindra, aza matahotra; ny fiadanako ho aminao; Mahereza sy mahatanjaha”.

📝Fotoana hamerenana ny fanoratana ny tantara izao

Ry namako, mety heverinao hoe tsy tafita ianao hatramin’izay ela izay…. Fa anio, afaka avelanao any aorianao any ny lasa mba ahafahanao manomboka manoratra tantara vaovao indray.

🏕 Fa nahoana no miafina ianao ?

Ry namako, tsy noforonina mba hiafina ianao.

🔥Hiampitao ny afo…

Ry namako, manasa anao Jesosy hiara-mandeha Aminy ao anaty afo.

🌎Ho tohina aminao izao tontolo izao!

Ry namako, Andriamanitra dia te hanao fahagagana eo amin’ny fiainanao, izay hisy fiantraikany amin’izao tontolo izao, ary miantomboka amin’ny manodidina anao.

🦶 Safidy feno herim-po

Ry namako, ataovy laharam-pahamehana ao am-ponao Andriamanitra.

☁️ Fantatrao ve ny anaranao any an-danitra?

Ry namako, olom-baovao ianao, ary manana hoavy be voninahitra ho anao Andriamanitra.

👑Fanjakana avy aiza no niavianao ?

Ry namako, afaka mandray fanapahan-kevitra tsara ianao anio, dia ny manova ny fiampangana ho tsodrano.