Ny Baiboly dia feno fahagagana izay maneho fa velona Andriamanitra. Izy ilay Andriamanitra manao ny tsy misy ho misy!Ampiasainy ny zavatra rehetra ahasoa. Maniry ny hitahy anao Izy! Ny "Fahagagana Isan'Andro" dia manampy hampitombo ny finoanao sy ny fiainanao ny fanatrehan'Andriamanitra ary ny Heriny!
π Ovao ny fomba fiteninao !
Mankahery anao ihany koa aho hanonona FIAINANA aminβny feo avo eo aminβny toe-javatra lalovanao.
βοΈ Tsara sa ratsy ?
Ry namako, misafidiana anio hanara-dia anβi Jesosy aminβny fanapahan-kevitra rehetra, aminβny dingana rehetra ataonao.
π Manana zavatra hankalazaina ianao !
Ry namako, esory ny toe-tsaina ratsy, ary aoka ny fiadanany handrakotra ny fifandraisanao rehetra !Β
π Tonga teo aminao Jesosy
Ry namako, manana drafitra mahafinaritra ho an’ny fiainanao Andriamanitra. Eny, miantso anao Izy, ary lehibe tokoa izany fiantsoany izany ka ho maro tokoa ny zavatra ho vitanao.Β
π Foana ve ny rindrinao ?
Ry namako, ny Lanitra no ataovy soliky ny fiainanao !Β
π Misy fanantenana velona !
Ry namako, avelao ny tenanao ho feno fanantenana anio ! Miasa eo aminβny fiainanao Andriamanitra, ary mbola hanao izany Izy, aza misalasala.
π Aiza ianao no hipetraka ?
Ry namako, ialao ny fihatsarambelatsihy ary ankafizo ny fotoana rehetra eo aminβny fiainanao !
π°π€― Henatra ve sa tahotra ?
Ry namako, rehefa resinao ny tahotra eo aminβny fiainanao dia afaka manary ny henatra ianao.
βοΈ Efa nahavita ny enti-modinao ve ianao?
Ry namako, ny fahazotoana dia fanafody tsara hialana amin’ny fahafaham-baraka !