Fahagagana

Ny Baiboly dia feno fahagagana izay maneho fa velona Andriamanitra. Izy ilay Andriamanitra manao ny tsy misy ho misy!Ampiasainy ny zavatra rehetra ahasoa. Maniry ny hitahy anao Izy! Ny "Fahagagana Isan'Andro" dia manampy hampitombo ny finoanao sy ny fiainanao ny fanatrehan'Andriamanitra ary ny Heriny!

🌬️ Inona no evohanao ?

Manentana, sy mampita amin’ny manodidiana anao amin’ny fanomezana ?

👌 Ho mora indrindra izany…

Midika izany fa irin’Andriamanitra ny fifandraisana aminao tsy ho lany bateria. 

🙌 Eo akaiky eo Jesosy

Ry namako, intelo voaresaka ao anaty Baiboly ny momba an’I Maria ary intelo izy nitoetra teo an-tongony sy nihaino Azy !

☝Maniry zavatra avy aminao Andriamanitra…

Hahita valiny manokana amin’io fanontaniana io ianao, ary ho azonao ny mahasarobidy ny fiombonana amin’Andriamanitra.

Mitokàna ianao.

Eny, ry namako: “Hamaly soa anao izy”.

Tsy ho lavo mihitsy ianao!

Handeha hiaraka hamerina ireo fanalahidy hitantsika tao amin’ny Salamo faha-15 isika! Izany dia hamela antsika handroso amim-pahatokiana sy tsy hianjera, amin’ny lalana mahitsy izay mitondra mankany amin’ny tampon’ny Tendrombohitra Masina…

Fahintsina !

Ny iray amin’ireo toetra tena tiako indrindra amin’ireo noresahin’i Davida Mpanjaka ao amin’ny Salamo nataony dia izao: “Na dia manao teny fikasana sarotra aza izy, dia tsy maintsy hotanterahiny.” (Salamo…

👣 Ahoana ny hanohizanao ny dia ?

Manana safidy ianao! Safidy manan-danja. Safidy hanova ny fiainanao. Eny ary, handeha hanomboka amin’ny fomba tsotsotra: Safidy iray izay mety hanova ny fiainanao anio! Eny tokoa, afaka manampy amin’ny fitondranao…

Voahodidina tsara ianao!

Ry namako, voaantso ho fitahiana ho an’ny hafa ianao!