đ Ho mora indrindra izany…
Tany aminâny Testamenta Taloha, dia maro ny toromarika sarotra ho anâny olona izay nanota taminâAndriamanitra. Tena faly aho afaka taminâireny fombafomba sarotra tanterahina ireny, noho ny fahafatesanâi Jesosy ! Nanafaka antsika tokoa Izy, ary misokatra ho antsika izao ny lalana mankany aminâAndriamanitra !
Mora loatra e?
Taminâizany fotoana izany dia voalaza fa: âNy fanatitra hohanina dia hitoetra eo aminâny afonâny alitara mandritra ny alina mandra-pahamarainâny andro, ary tsy hisy afo hirehitra intsony.â (Levitikosy 6.2). Heveriko fa maro amintsika no tsy hahavita izany satria ho renoky ny torimaso, haha!!
Maro loatra ireo fepetra takiana, fa hijanona eto isika.
Satria io hevitra avy ao aminâny Testamenta Taloha io dia mifandray mivantana aminâny fiainanao, hatraminâizao.
Andeha isika hitsambikina any aminâny Testamenta Vaovao izay milaza hoe: â Koa amin’izany mangataka aminareo aho, ry rahalahy, noho ny famindram-pon’Andriamanitra, mba hatolotrareo ny tenanareo ho fanatitra velona, masina, sitrak’Andriamanitra, dia fanompoam-panahy mety hataonareo izany. (Romana 12.1).
Koa, IANAO no sorona ankasitrahanâAndriamanitra anio! Ilay sorona “velona”.
Ary raha miverina aminâny andininy ao aminâny Testamenta Taloha isika, dia izao no vakintsika: â⊠ny afo tsy maintsy mirehitraâŠâ, inona marina no dikanâizany ?
Midika izany fa irin’Andriamanitra ny fifandraisana aminao tsy ho lany bateria.
Te-hifandray aminao tsy tapaka foana izy, tahaka anao tsy manadino mi-âcharge âny findainao rehefa handeha lavitra ianao na rehefa akaiky ho lany ny bateria. Tian’Andriamanitra hanokana fotoana ho Azy isan’andro ianao :
toa anao maniry hiresahany dia tiany koa ianao miresaka Aminy.
Mety ho mora loatra e ? Toy izany ny aminâi Jesosy : mora hita Izy, satria te ho hitanao.
Tsy misy Fitiavana toy izany !