Ry namako, hiova ny zava-misy eo aminao !

PEJY FANDRAISANA | Miracles | Ry namako, hiova ny zava-misy eo aminao !

Fa tsy hisy tsy ho tanteraka ny eny rehetra ataon’Andriamanitra. (Lioka 1.37)

Tsy misy zava-mahagaga izay tsy hain’Andriamanitra atao. (Jeremia 32.17)

Ary satria mino Azy ianao androany, dia tononiko fa : hiova ny zava-misy eo aminao !

  • Tsy misy tsy hain’Andriamanitra atao.
  • Afaka manokatra varavarana izay tsy misy afaka handrindrina Izy.
  • Hampifandray anao amin’ny olona tena mety ho amin’ny tetikasanao Izy, amin’ny asanao.
  • Hanasitrana anao amin’io aretina io Izy.
  • Afaka hamerina amin’ny laoniny ny fifandraisana tapaka nandritra ny taona maro Izy.
  • Afaka manatanteraka izay rehetra ilainao amin’ny fomba mahagaga Izy.
  • Hampahalalaka ny alehanao Izy…

Eny, tsy misy tsy hainy atao. Inoy izany dia ho voavonjy ianao.

0aa5074f-signature-eric_06u01s06u01s000000

Maniry ny hanova ny fiainanao Andriamanitra

Mandraisa fampaherezana isan'andro!



*Ny fisoratanao anarana dia hanaikenao ny fepetra sy fifanajana ary ny fanambarana tsiambaratelo.

Fahagagana ny fisianao!